Ampanihy
Foko Mahafaly: tantaran’ny Aloalo tany Ejeda
Vakoka sy asa tànana: famantarana fasan’ny mpivady no niantombohany, vao lasa « lamaody » tato aoriana.
Ady amin’ny dahalo: fanambaran’ny Princesse Mahafaly, Distrikan’Ampanihy
Mila fepetra iombonana ny ady amin’ny tsy fandriampahalemana, vaky fasan’ny Ampanjaka, dahalo, ombiasy, etc…, hoy ny Princesse avy ao amin-dry zareo Maroseranana, Zoekendreniny Elakovelo Filohan’ny FCRTM (Fédération des Communautés Royales Traditionnelles de Madagascar)