antoko ARB
Andry Raobelina évacué à l’étranger pour suivre un traitement médical.
Le président du parti « Anjomara sy Rivo-baovao » est en évacuation sanitaire à l’étranger après sa blessure lors de la manifestation du collectif des candidats la semaine passée. Il ne pourra donc pas faire sa campagne électorale et a fait une requête à la HCC de reporter de six mois l’échéance de l’élection présidentielle. Ces compagnons du collectif ont été présents à son départ hier dans la soirée.
(source: lexpress.mg)
Ireo Collectif des candidats nanatitra ny kandidà Andry Raobelina, Filohan’ny Antoko ARB, teny amin’ny Aéroport international d’Ivato, hitsabo tena any ivelany noho ny ratran’ny grenade lacrymogène nahazo azy. Efa nampandre ny HCC amin’ny fomba ofisialy izy ny amin’ny tsy fahafahany hihatrika fifdianana noho ny « cas de force majeure » misy ka tokony hihemoran’ny datim-pifidianana.
Andry Raobelina [Antoko ARB]: nanambara ny filatsahany ho Filoham-pirenena
Ankoatra ny filatsahan’ny Filohan’ny ARB ho fidiana, dia hasongadin’ny vaovao koa ny fanambarana iombonan’ireo kandidà maro (manomboka eo amin’ny minitra 11:31) fa « Madagasikara tsy entina vahiny » fa mamadika ary manafoana ny Fiandrianam-pirenena ny fisian’izany.
Handray anjara amin’ny fifidianana rehetra ny Antoko ARB
Vonona ny hitondra fanovana mivohy ny firehana « libéralisme » Atoa Andry Raobelina sy ireo mpiara-dia aminy. Fampahafantarana ny antoko sy hevitr’ireo olon-tsotra …