Denis Andriamandroso
Klioba 1808: Iza ary ho aiza?
✅ Denis ANDRIAMANDROSO : Ancien Diplomate – Ecrivain – Professeur
✅ VANF (Nasolo Valiavo ANDRIAMIHAJA ) : Editorialiste – #Tany_Teny_Tantara
✅ Philippe RAJAONA : Sociologue – Analyste politique – Ingénieur informatique
🟢 Rojo RANAIVOARISOA (Masoandrontsoa) : Poétesse, Ecrivaine, Experte Affaires Diplomatiques, Membre CLUB 1808
🟢 Tojo ANDRIAMITANTSOA : Président CLUB 1808
𝟎𝟎:𝟎𝟎 – 𝟎𝟓:𝟎𝟎 : Fanolorana (Fandaharana, Club1808, Vahiny, Lohahevitra)
𝟎𝟓:𝟎𝟎 – 𝟎𝟓:𝟒𝟕 : Tsiahy mahakasika ny tantaram-pirenena sy ireo fitondrana nifandimby
𝟎𝟓:𝟒𝟕 – 𝟎𝟔:𝟑𝟗 : Petra-kevitra momban’ny tontolom-pitantanana ny firenena :
F͟I͟T͟O͟N͟D͟R͟A͟N͟A͟ ͟T͟O͟A͟ ͟I͟N͟O͟N͟A͟ ͟N͟O͟ ͟M͟E͟T͟Y͟ ͟A͟O͟ ͟M͟A͟D͟A͟G͟A͟S͟I͟K͟A͟R͟A͟ ͟?͟
𝟎𝟔:𝟒𝟎 – 𝟎𝟖:𝟓𝟕 : Fifanarahana, Fifandrimbonana, Fitambarana/Fifampizarana ny andraikitra, Fifampitondrana (Pacte citoyen, contrat social), Fijoroana, Fifohazan’ny olom-pirenena sy ny Fanajana ny lalàna (Philippe RAJAONA)
𝟎𝟖:𝟓𝟖 – 𝟎𝟗:𝟐𝟒 : Endri-pitondrana manao ahoana no mety amin’i Madagasikara ?
𝟎𝟗:𝟐𝟓 – 𝟏𝟏:𝟏𝟓 : Araky ny Tantara : Fifanajana, Soatoavina, Atero ka alao, Tsy maty manota, Fihavanana, … (VANF)
𝟏𝟏:𝟏𝟔 – 𝟏𝟕:𝟑𝟗 : Ny maha-olona no fototra, « Biby tsy manan-doha tsy mandeha », « Raha kamboty ny Andriana, ny vahoaka no rainy, raha kamboty ny vahoaka, ny Andriana no rainy ». Fifampitsinjovana, Fifandraisana, Fifanomezan-tanana, Valim-pitokisana no andrasana amin’ny mpitondra, Fisian’ny Ray aman-dreny sy Mahery fo ho fitaratry ny mpitondra (Mandela, sns.), Mahalala ny fisian’ny Malagasy ve isika malagasy ? Inona no atao hoe fitondrana ? fifampitondrana ? ary aiza ny lalan-kaleha ? (Denis ANDRIAMANDROSO)