Edmondine Ramaroson
Faha-60 taonan’ny FIMPIMA: hanarina ny hasin’ny Kabary malagasy
« Izay tia ny Tenin-dRazany tia ny ny Tanindrazany! »
Hanatanteraka loabary an-dasy ny FIMPIMA etsy amin’ny Akademia Malagasy ny Alakamùisy faha-15 Febroary 2024 ho fanamarihana io tsingerintaonan’ny Fikambanana io sy ho fiarovana ny Teny malagasy sy ny Kabary izay efa voakilasy ho Harem-bakoka manerantany ao amin’ny UNESCO.
Soatoavina malagasy: Zo sy andraikitry ny Olom-pirenena
Mivelatra eo amin’ny lafim-piainana rehetra ny Kabary, ary nankalaza ny tsingerin-taona faha-55 nijoroan’ny fikambanana ny FIMPIMA (Fikambanan’ny Mpikabary malagasy), ka mahatsiaro manana adidy eo anatrehan’ny fiarahamonina manoloana io lohahevitra goavana io.
Mamelabelatra ny sasantsasany amin’ny mpikambana ao aminy, anisan’izany Ramatoa Ramaroson Edmondine izay Tale jeneralin’ny orinasa malagasy SOFITRANS sy Filoha-lefitry ny Fikambanana.
Manolotra ny fandaharana Nantenaina Ratsimbazafy.
Sofitrans: Approche astucieuse des actionnaires
Maligne. Une démarche quelque peu insolite. Munis de brassards jaunes, quelques représentants des employés-actionnaires de la Société financière pour le développement des transports et du tourisme (Sofitrans) ont approché le président Andry Rajoelina, qui effectuait une visite des stands, hier, au salon du Tourisme ITM au CCI Ivato. « Monsieur le président ! Nous vous prions de voir de plus près notre problème », s’est adressé l’un d’eux au président de la République.
Le président a répondu qu’il est déjà au courant du bras-de-fer qui oppose les employés de la SOFITRANS au Consortium Ravinala Airports et va l’étudier scrupuleusement. L’énigme, en effet, n’est pas résolue malgré la proposition du Consortium de récupérer tous les employés de Sofitrans dans la gestion des aéroports d’Ivato et de Nosy be. La concession de vingt-huit ans obtenue par Ravinala Airports n’a pas fait que des heureux, notamment, les employés de Sofitrans, société présente dans les activités aéroportuaires depuis 1969. (… lire l’intégralité de l’article de l’Express de Madagascar)