fanendrena Praiminisitra
Pasitera Tsarahame: ho an’ny RMDM, « Maro an’isa mpivadika palitao no ao amin’ny Antenimiera ka tsy tokony hanolotra Praiminisitra fa tsy hatokisana »
« Mila olona sahy manadio ny ho Praiminisitra », raha tsy izany dia tsy hisy mihitsy izany Fanovana izany!« , hoy ny Jeneraly Désiré Ramakavelo.
« Marimaritra iraisana no ilaina satria efa niala tamin’ny voalazan’ny Lalàna isika », hoy ny Filohan’ny RMDM, izay milaza ihany koa fa hanolotra anarana ho amin’ny toerana Praiminisitra.