Filoha Zavamanitra
Tsy manana « titre » intsony Norbert Lala Ratsirahonana: « Député Zavamanitra Andriamiharivolamena (Fandriana) no Filoha vaovaon’ny Antoko AVI »
Fanapahan’ny Kongresin’ny AVI tamin’ny 26 Septembre 2025 io, koa tsy nofidiana intsony ireo « Direction collégiale »: Rabenirainy Jean Jacques (vao nodimandry), sy ny akanga sisa nanamborana Rtoa Ndahimananjara Juanita ary Sylvain Rabetsaroana.
FB: Hevi-baventin’i Zavamanitra Andriamiharivolamena.Solombavambahoakan’i Fandriana