Hanitra Randriamboavonjy

Faha-60 taonan’ny FIMPIMA: hanarina ny hasin’ny Kabary malagasy

Publié le Mis à jour le

« Izay tia ny Tenin-dRazany tia ny ny Tanindrazany! »

Hanatanteraka loabary an-dasy ny FIMPIMA etsy amin’ny Akademia Malagasy ny Alakamùisy faha-15 Febroary 2024 ho fanamarihana io tsingerintaonan’ny Fikambanana io sy ho fiarovana ny Teny malagasy sy ny Kabary izay efa  voakilasy ho Harem-bakoka manerantany ao amin’ny UNESCO.