Holafitry ny Mpitsara

Me Raondry Alain: « Hanolotra sosakevitra ho fanatsarana ny Fiarovana » ny Holafitry ny Mpitsara

Publié le Mis à jour le

Fikaonandoha iraisampirenena no nentin’ny Holafitry ny Mpitsara eto Madagasikara nanamarika ny fisokafan’ny Taom-piasana 2025, ary nandraisana fanapahan-kevitra mafonja, anjara biriky ho fanatsarana ny Fitsarana.