Jeud des îles

Afo Olympika: noraisin’i Sidonie Fiadanantsoa tao Antsiranana

Publié le Mis à jour le

Nanatrika ny lanonana ary notolorany azy ny Filoha Andry Rajoelina. Niara-nandrehitra ny Afon’ny Lalaon’ny Nosy izy ireo.