Monima

Mampahatsiaro ny andraikitr’i Monja Jaona sy ny fikambanana miafina JINY koa ny MONIMA

Publié le Mis à jour le

29 Martsa 1947 – 29 Martsa 2024:
Fametraham-bonikazo ho fahatsiarovana ireo Raiamandreny namoy ny ainy noho ny fitiava-tanindrazana sy nahazoantsika izao Fahaleovantena sy Fahafahana izao, niarahana tamin’ireo namana eo anivon’ny Plateforme Diovy Madagasikara.
Ny Fiandrianam-pirenena no maha Malagasy ny Malagasy ka maha-saropiaro raha am-pirafesina.

Tsaroana ihany koa ny Raiamandreny Monja Jaona, niketrika-nahandro iny tolo-panafahana iny tamin’ny fananganana ny Fikambanan’ny Miaramila Malagasy afaka tamin’ny ady lehibe faharoa ary nivondrona tao amin’ny Fikambanana miafina Jiny, angady nananana sy vy nahitana ny tolo-panafahana 29 Martsa 1947.

Tsy Voasolo tokoa ny banga navelany, kanefa tsy maintsy miatrika ny tolona takian’ny vaninandro ankehitriny

Monja Roindefo [MONIMA]: « toa lasa Firenena sous Protectorat i Madagasikara … »

Publié le Mis à jour le

Nandritra ny Fidirana pôlitika (« rentrée politique ») ny Antoko MONIMA tarihany no nanasongadinany ny fijeriny ny raharaham-pirenena. « Tsy handray anjara amin’ny Fifidianana ny antoko, fa ny mpikambana tsirairay izay mazoto hirotsaka dia afaka manao « combat de proximité », hoy ny Praiminisitra teo aloha Monja Roindefo.

Enseignement supérieur – Décès du professeur Gabriel Rabearimanana

Publié le Mis à jour le

(crédit @: l’Express de Madagascar)

Le professeur Gabriel Rabearimanana s’est éteint. L’illustre enseignant-chercheur, le professeur Gabriel Rabearimanana tire sa révérence. Il s’est éteint au centre hospitalier universitaire d’Anosiala, hier, à l’âge de 76 ans. Il s’est battu contre la maladie, depuis plusieurs semaines.

Maître de conférences, spécialiste en géopolitique, il était un ex-doyen de la faculté des Lettres et des Sciences hum aines à l’université d’Antananarivo. A part son métier d’enseignant, il était connu dans le monde de la politique. Il était le secrétaire général du parti Monima de Monja Jaona.Comme ses illustres compagnons déjà disparus entre autres le Pr Willy Léonard, le Pr Pépé Andrianomanana, Gabriel Rabearimanana connu pour son franc parler, est resté fidèle au Monima Kamiviombio jusqu’à la mort. Il n’a jamais fait de la politique un tremplin pour une promotion sociale. Il était le dernier rescapé d’une génération de politic de l’époque de Monja Jaona, Richard Andriamandrato, Manandafy Rakotonirina, Germain Rakotonirainy, Guy Willy Razanamasy, Marojama Razanabahiny, Gisèle Rabesahala, Albert Zafy, Didier Ratsiraka.

Il sera inhumé dans son caveau familial à Ankadinandriana, ce jour. C’est la disparition d’un énième enseignant-chercheur, en cette deuxième vague de l’épidémie de coronavirus.

(source: l’Express)