mpanolotsaina CUA

Mpanolotsainan’ny Tanàna: tafapetraka eny amin’ny Prefektiora ny fangatahana alàlana ho an’ny 1 Octobre 2025

Publié le Mis à jour le

Miantso fitokonana faobe ihany koa ireo Sendikan’ny Mpiasa (na Fanjakana na tsy miankina). Manao antso fanampiny ny Filoha Lefitry ny Mpanolotsainan’ny Tananan’Antananarivo ho amin’ io Alarobia io.