Ny Hasina Andriamanjato

Vahinin’ny Fandaharana: Atoa Ny Hasina Andriamanjato

Publié le Mis à jour le

Ny 20 Aogositra 2020 no nivahiny farany teto amin’ity sehatra ity Atoa. Ny Hasina Andriamanjato – Minisitra – PDS – Parlemantera teo aloha – Mpanao Politika.

Ny Hasina Andriamanjato taorian’ny Fianianan’ny Filoha vaovao

Publié le Mis à jour le


Rehefa tsy naneho hevitra tao anatin’ny fotoana maharitra ity minisitra nandritra ny taona maro teo amin’ny repoblika nifandimby ity, dia nanao seho voalohany taorian’ny Fianianan’ny Filoha vaovao Andry Nirina Rajoelina.