Paroasy Md Josefal
« Concert de Noël »: Antoko Mpihira ODAM, Mahamasina
Ho fankalazana ny faha-52 Taonany sady famaranana ny Taon-Jobily Masina maneran-tany 2025, dia nanolotra « Concert de Noël » nampitondraina ny lohateny hoe: « HIRA NO FIAINANAY » ny Antoko Mpihiran’ny Paroasy Md Josefa Mahamasina ODAM ny Sabotsy faha-20 Décembre 2025.