politikà
FES: Azo hitokisana ve ny Fitsaràna sy ireo mpisehatra eo aminy?
Fandaharana niainga avy teo amin’ny Akademia Malagasy ao Tsimbazaza.
Vahiny nasaina:
- Rtoa Noro Harimisa Razafindrakoto (Minisitry ny Fitsarana sy Mpitahiry ny Kasem-panjakana teo aloha),
- Atoa Clément Jaona (Filohan’ny Sendikan’ny Mpitsara eto Madagasikara), ary
- Atoa Patrick Rafolisy (société civile, Praticien de la Gouvernance démocratique, de la Promotion de l’intégrité et de la Réforme de la Justice).
Mpanolotra: Abraham Razafy, Tonian-dahatsoratry ny TVPlus Madagascar, sy Atoa Raoto Andriamanambe, Tonian-dahatsoratry ny Politikà sy ny FES Madagascar.
Ny Tantara sy ny Fahaleovantenam-pirenena
Fandaharana Manokana Politikà:
Adihevitra mahakasika ny lohahevitra: Madagasikara 60 Taonan’ny Fahaleovantena: Fanantenàna sy Fahapotehana.
GASCAR Fenosoa, Atoa. Denis Alexandre LAHINIRIKO Mpahay Tantara, Rtoa Olivia RAJERISON Mpahay Lalàna, Rtoa Zo RANDRIAMARO Mpandala ny Miralenta sy ny Fampandrosoana ary Atoa Raoto ANDRIAMANAMBE Tonian’ny Fanoratana ao @ Gazety Boky Politikà.