Pr Jonah Ratsimbazafy

Naneho fankasirahana ny manam-pahaizana malagasy ny Ambasadaoro Amerikana Claire Pierangelo

Publié le

Ny Profesora Lily Arison Rene de Roland, nahazo ny Indianapolis Prize 2025, sy ny Profesora Jonah Ratsimbazafy, tafiakatra tamin’ny dingana famaranana tamin’ny Wolfgang Kiessling Prize 2025 ireto hita miaraka amin’i SEM Claire Pierangelo eto amin’ny sary ireto.

Sokatra miisa 442 indray no tra-tehaky ny Zandary tao Mahitsy sy Sabotsy Namehana

Publié le

Ny Sabotsy 15 sy ny Alahady 16 Jiona no nahitan’ny Zanadry an’ireo. Tsy sasatra ny mampaneno lakolosy i Profesora Jonah Ratsimbazafy fa lasa laza ratsy ho an’ny fizahantanintsika sy mahamenatra ny « passoire » toy izao.