Pr Ralison Roger

Antoko HPM: tsy manohitra ny fahatongavan’ny Filoha Macron, fa mitaky ny famerenana amintsika ireo Nosy Malagasy

Publié le Mis à jour le

Manitsy ny voalazan’ny gazety sasany ny Hery Pôlitika Mitambatra tarihin’ny Pr. Ralison Roger araka ny hazavainy ato, fa ny fibodoan’ny Frantsay ny Nosy Malagasy (Iles éparses) no toheriny.

Resa-bola sy Fitantanam-panjakana: resaka teknika mahitsy no hazavain’Atoa Mahery Randrianarison

Publié le Mis à jour le

Ny vahiny manao « fizahana aretina » (diagnostic) eto: Atoa Mahery Randrianarison (consultant) efa ho 23 taona nilomano tao anatin’ny seha-panjakana isan’antanan-tohatra.


Filohan’Antoko voataiza tao anaty Pôlitika koa sady Mpampianatra eny amin’ny Oniversite no efa mpitondra ambony teto amin’ny Firenena ny Professeur RALISON Roger Mpikambana teo anivon’ny Filankevitra ambony ny Tetezamita.