Rabehasina Gabriel

04 Mars Fahatsiarovana ny mpanakanto – mpihira Gabhy na Rabehasina Gabriel, « Kintana Telo »

Publié le Mis à jour le

Hasongadina eto ny tantaram-piainany ary harantin’ny MKS mandritra ny iray volana ao amin’ny Tranom-bokim-pirenena sy ao Ambohidahy.