Ramakavelo

Manjakamiadana, Colisée, Rova, Vakoka, Lova: famakafakana

Publié le Mis à jour le

Inona ny famaritana? Misy fanotàna fady ve?

Vahinin’ny Fandaharana manokan’ny Fahitalavitra ny Alatsinainy 1 Jona 2020 Atoa isany Raymond Ranjeva, Jeneraly Désiré Ramakavelo sy Hery Rason.

Tokony ho ny Alahady ity fandaharana ity no nandeha fa nahemotra ho fanajana ny Fanambaran’ny Filoha Andry Rajoelina ho an’ny Vahoaka malagasy.

Gilbert Raharizatovo, Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsainan’ny Tetezamita: « Fanotana Fady sy Fahadisoana ! »