Razafindrabe José Richard

Nodimandry Razafindrabe José Richard [Ra-Dada bassiste]

Publié le Mis à jour le

Maneho ny fiaraha-miory sy mirary fiononana feno ho an’ny Fianakaviany.


Mpitendry guitare-basse malaza, nanaraka mpanakanto andrarezina maro i Razafindrabe Richard, anisan’ireny Henri Ratsimbazafy, tarika Charlie, tarika Poopy,  Voahirana, Giana (zanany), sns …