Tolom-bahoaka Gérard Andrialemirovason

« Misy lafin-javatra avy amin’ny Tanora tsy azo hodian-tsy hita », hoy Gérard Andrialemirovason

Publié le Mis à jour le

« Tsy tokony hanararaotra ireo Tanora ireo, ary tsy tokony handrehitra afo koa ny Mpanao pôlitika ! Tonga indray ny fafandrifiana amin’ny « orok’i Jodasy » tamin’ny fitsidihan’ny Filoha frantsay mialohan’ny fionganan’ny Filoha malagasy! »