Voninahitsy Jean Eugène
« L’invité du jour »: Voninahitsy Jean Eugène
Manazava ny tohin’ny Mihava Tour sy ny safidin’ny kandidà Siteny Randrianasoloniaiko, manazava ihany koa ny Paikan’ady sy ny tanjon’ny Collectif des candidats any amin’ireo Vahoakan’ny Faritra.
Gascar Fenosoa: Fandaharana manokana 10 Febroary 2023
Hitondran’i Rivo RAKOTOVAO – Mpandrindra Nasionalin’ny Antoko HVM – Eléonore JOHASY – Solombavambahoakan’i Madagasikara Voafidy tao Vangaindrano – VONINAHITSY Jean Eugène – Solombavambahoakan’i Madagasikara Voafidy tao Morafenobe ny heviny eo amin’ny toe-draharaham-pirenena.