FCRTM – Fédération des Communautés Royales Traditionnelles de Madagascar
Rohim-pihavanana ao amin’ny FCRTM – Fédération des Communautés Royales Traditionnelles de Madagascar

Efa nitsangana hatramin’ny taona 2009 ity Rafitra ivondronan’ny Mpandala ny nentim-paharazana ity, izay tarihan’ny Printsesy Zoendreniny Elakovelo.
Mahaliana tokoa ny Lahateny voarakitra ato, saingy somary ambanimbany ihany ny « Volume Son » ny oronan-tsary.
