Fampianarana sy Fikarohana ary Fampandrosoana: manafatra ny Profesora Raoelina Andriambololona

Publié le Mis à jour le

« Tokony omena sehatra ny Manam-pahaizana malagasy raha tiana handroso ny Firenena » hoy ny Profesora Raoelina Andriambololona, manam-pahaizana malagasy « le plus ancien dans le Grade le plus élevé ».


Fandaharana « Confession »: Professeur Raoelina Andriambololona (tantaram-piainany)

 

Laisser un commentaire