Fanomezana asa ny Tanora, Faritra Sofia: homena Tany 2 Ha isan’olona izy ireo

Publié le Mis à jour le

Toy izany koa ny amin’ireo Faritra hafa ho enti-mampiroborobo ny Fambolena sy Fiompiana ary mamaha ny olan’ny tsy fanana asa ho an’ny Tanora. Mazava ho azy fa misy fepetra tsy maintsy fenoin’izay te hisitraka  ity Tetik’asan’ny Filonam-pirenena ho an’ny Tanora ity, araka ny fanazavan’ny Governoram-paritra, ny Jeneraly Lylison René toy izao manaraka izao.

Laisser un commentaire