Maître Rija Rakotomalala: manabe mikasika ny Zon’ny tsirairay sy ny fanajana ny Lalàna

Publié le Mis à jour le

Mampahatsiahy ny mpanentana ny fandaharana, Hervé Rakotozanany, fa mandeha indroa isan-kerinandro (Alahady sy Alarobia) ny « Imaso imaso » manomboka izao. Vahiny eto ny Mpisolovava Me Rija Rakotomalala.

Laisser un commentaire