Raharaha Romy Voos Andrianarisoa: « voaantson’ny Fitsarana any Londres ny 30 Novambra ilay Raikalahy », hoy Paraina Auguste
Raharaha kolikoly avo lenta (affaire Gemfields) nampigadra ny Talen’ny Kabinetra, Romy Voos, tao amin’ny Fiadidiana ny Repoblika no tsiahivin’ny kandida eto.