Pr. RALISON Roger: mamakafaka ny voka-pifidianana sy ny tolom-pirenena

Publié le Mis à jour le

Mizara fahalalana ny Raiamandreny zokiolona mpampianatra Toe-karena sy Fitantanana eny amin’ny Oniversiten’Antananarivo,  nisehatra  tamin’ny andraikitra maro teo amin’ny fiainam-pirenena (depiote, minisitra, VP-HAT , sns…) sady namolavola tompon’andraikitra ambony  aman-taonany maro (anisany ny Praiiminisitra ankehitriny) . Inona no manimba ny Firenena? Inona ny tanjona?

Mpanolotra: Tojo Rabefaritra

Laisser un commentaire