OMAD sy ny 13 Mai miaraka amin’ny Jeneraly Désiré Ramakavelo
Fandaharana manokana hahalalana TANTARA izay tsy mbola dia fandre firy.
Inona ny OMAD?
[One Meal A Day for Madagascar]
Hetsiky ny « Diaspora » ho an’ny mpiray Tanindrazana.
Mampahafantatra: Mamy Rasalomona, Randriamasy Natanaela sy Marianne Razaf. Mpanolotra: Marie-Jo