Akademia malagasy – ireo Birao vaovao 2024-2027

Publié le Mis à jour le

Akademiam-pirenena misahana ny Haikanto sy Hailaza, Haifitondra sy Haifiaina, ary ny Hairaha: natolotra ampahabemaso tamin’ny fanokafana ofisialy ny taom-piasana 2024 ireo Birao vaovao, izay tarihan’ny vehivavy voalohany, Rtoa Irène Rabenoro, hatramin’izay nisiany tao Tsimbazaza. Ny voambolana iantsoan’ny frantsay ireo mpikambana ao amin’ny « Académie » any aminy, ohatra, dia hoe « immortels ».

Manazava ny toeran’ny Akademiam-pirenena maneran-tany Atoa Rabenalisoa Ravalitera Jean, Filohan’ny Sokajy Haikanto sy Hailaza (Section des Sciences de l’Art et du Langage), sady Filoha Lefitry ny Akademia malagasy.


L’Académie de Platon, (né en 428 / 427 av. J.-C. et mort en 348 / 347 av. J.-C. à Athènes)

par le philosophe Luc Ferry (ancien ministre de l’Education nationale de la France)

Laisser un commentaire