Noesorina ny zom-pirenena Malagasin’i Andry Rajoelina araka ny navoakan’ny Gazetim-panjakana androany 24 Oktobra 2025
Raha arak’ity vaovao ity dia TSY MALAGASY INTSONY ny Filoha teo aloha Andry Nirina Rajoelina. Navoakan’ny Gazetim-panjakana androany zoma 24 oktobra ny didim-panjakana laharana 2025-1 110 nataon’ny Praiminisitra Herintsalama Rajaoanarivelo izay 𝗺𝗮𝗻𝗮𝗹𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗶𝘇𝗮𝗸𝗮𝗻’𝗮𝗻𝗱𝗿𝗶𝗮𝗺𝗮𝘁𝗼𝗮 𝗔𝗻𝗱𝗿𝘆 𝗥𝗮𝗷𝗼𝗲𝗹𝗶𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝘇𝗼𝗺-𝗽𝗶𝗿𝗲𝗻𝗲𝗻𝗮 𝗺𝗮𝗹𝗮𝗴𝗮𝘀𝘆.