Culture – La « légende »: Odéam Rakoto

Publié le Mis à jour le

« MOLIERE malagasy » mitety vohitra no ahafantaran’ireo vahiny frantsay azy sy ireo zanany. Ireo misora-tena ho « mpahalala » sasany dia miventy ny hoe: « Noho ny fahasoavana nomena ahy, dia izao no lazaiko aminareo tsirairay avy: Aza mihevi-tena mihoatra noho ny mety, fa samia mahalala ny antonona azy, araka ny anjara finoana nomen’Andriamanitra azy avy. « 

Laisser un commentaire