Fihaonamben’ny FFKM: nanatrika ny fanokafana sy nanolotra 150 Tapitrisa Ariary ho fanomanana ny Fikaonandoham-pirenena ny Filoha Michaël Randrianirina

Publié le Mis à jour le


« Hinoana fa hitondra ny tena Fivoarana ho an’ny Firenena fa tsy ho fihetsiketsehana pôlitika fotsiny ny Fikaonandoham-pirenena izay hiarahantsika rehetra manatanteraka », hoy i Pasitera Samuel Jaona Ranarivelo Filohan’ny FFKM. 

« Mametraka fitokisana tanteraka amin’ny FFKM ny Fitondram-panjakana!« , hoy ny Filohan’ny Fanavaozana, ny Kolonely Michaël Randrianirina..

Laisser un commentaire