Fihaonamben’ny FFKM
Fihaonamben’ny FFKM: nanatrika ny fanokafana sy nanolotra 150 Tapitrisa Ariary ho fanomanana ny Fikaonandoham-pirenena ny Filoha Michaël Randrianirina
« Hinoana fa hitondra ny tena Fivoarana ho an’ny Firenena fa tsy ho fihetsiketsehana pôlitika fotsiny ny Fikaonandoham-pirenena izay hiarahantsika rehetra manatanteraka », hoy i Pasitera Samuel Jaona Ranarivelo Filohan’ny FFKM.
« Mametraka fitokisana tanteraka amin’ny FFKM ny Fitondram-panjakana!« , hoy ny Filohan’ny Fanavaozana, ny Kolonely Michaël Randrianirina.(« … mais il ne faut pas croire que sept mois suffiront à corriger des problèmes accumulés depuis des années! », prévient le Président de la Refondation)