Andriantsilavonandriana

Fihasinana sy fiandrianana : Ireo tsara ho fantatry ny vahoaka Gasy.

Publié le Mis à jour le

Hazavain’Atoa Randrianantoandro Robert misimisy ato ny Hasim-piandrianan’ny fokom-pirazananan’ny Malagasy manerana ny Nosy, izay mampitambatra ho iray ny Firenena sy ny Hasim-piandrianan’i Madagasikara.

Nampametra-panontaniana tao ho ao ny fiventesana sy ny fampielezana ny «Hasim-piandrianana» sy ny mpitahiry azy, indrindra ny eto Imerina.

Isan’izany fanontaniana izany ny dika sy ny antom-pisiany ary indrindra indrindra ny hampiasàna azy ankehitriny. Nahazo fanankianana ihany koa ho an’ny nanambara ho mpitahiry azy io, tao anatiny ny hoe : iza no nitso-drano na nanome fahefana ? ary nanononana rafitra ara-drazana toy ny Merina enin-toko izany. Nambara ho mpisandoka andraikitra na mpisavika saranga ihany koa «Ny mpitahiry ny hasim-piandrianan’i Madagasikara ao amin’ny Tranoben’ny Merina ao Ambohimanga» raha nitarika ireo hetsika natrehan’olom-panjakana sy olom-panjakàna ho fanajariana ny Hasim-piandrianana manerana ny nosy ny tenany.

Manjavozavo na inian’ny hafa disoina ho an’ny mpisera an-tambajotra an-tranonkala ihany koa ny « Fiandrianana » sy ny « Fihasinana » na ny tompon’izany sy ny mpandova azy ankehitrio, mifangaro manaraka izany ny hasim-panjakana misy na mitoetra hatrizao eto Madagasikara ;

Manazava ireo rehetra ireo sy mamaly ireo fanambaràna sy fanalàm-baràka an-tambajotran-tserasera Ny Andriana Robert Randrianantoandro Mpitahiry ny Hasim-piandrianan’i Madagasikara ao amin’ny Tranoben’Imerina eny Ambohimanga.

Protégé : Fivoriana teny Ilafy: 11 Septembre 2021

Publié le Mis à jour le

Ce contenu est protégé par un mot de passe. Pour le voir, veuillez saisir votre mot de passe ci-dessous :

Mangabe, Ankadivoribe: Volambita 2021 sy seho voalohany ho an’ny Andriamben’Imerina

Publié le Mis à jour le

Natao teny Mangabe teny Atsimondrano ny fankalazana ny « Volambita » (na hoe Lohataona) voalaza fa iraisan’ny Foko rehetra, na dia samy mankalaza izany aza ireo Faritra samihafa. Tamin’io fotoana io koa no niseho voalohany ara-pomba Atoa Jean Michel Rajaonarivony izay Andriamben’Imerina avy ao amin’ny – sy misolo tena ny – Antenimieran’ny Andriana Merina (A.A.M).

Ity farany moa dia mandrafitra, miaraka amin’ireo Foko hafa manerana ny Nosy, ny Antenimieran’ny Oloben’i Madagasikara (A.O.M).

Ny antony nisafidianana an’i Mangabe ho toerana hankalazana ny Lohataona voalohany ho Fiarenan-kasina sy ho toerana hanorenana ny lapa dia:

• toerana manan-tantara izy. Teo amin’ny faritra Ankadivoribe Atsimo tokoa no niandohan’ny Fanjakan’Andriana teto Imerina (Fanongoavana, Ambohitraina, Mangabe, Andraisisa, Beravina, Ampandrana, …).

Izany hoe, ny Andriana rehetra teto Imerina Enin-toko (vavan-tany roambinifolo) dia tao avokoa no nipoirany, na iza izy na iza (na Ambohimanga na Vakinankaratra na Vakiniadiana na Ambohimalaza na Imamo na Fenoarivo na Ambohitrimanjaka na Ambohidratrimo, …).

• Teo Ankadivoribe Atsimo no misy ilay toerana nantsoin’Andrianampoinimerina hoe :
« Ambohimanga Atsimo ».

• izany hoe: « miverina an-doharano » ny Andriana raha nitodika nankeo Ankadivoribe Atsimo.


Tany Boeny kosa no notanterahina ny « Taombaovao Lohataona », na Asarabe 2021


22 Septembre 2017: Tafatsangana ny « Antenimieran’ny Olobe… »« 

22 septambra 2017, nisy ny velirano « Izahay solontenan’ny foko 25 eto Madagasikara, izay nanatrika ny Lohataona natao ny Volambita 22 septambra 2017 tao Mangabe, Ankadivoribe Atsimo, manao izao veliranom-pihavanana ho fiarenan-kasina izao… ».

Hoentina manatanteraka io velirano io, nitsangana ny asabotsy 6 janoary teo ny « Antenimieran’ny olobe manerana an’i Madagasikara », raha ny tatitra nataon’Andrianjanaka José, lehiben’ny fitantanam-pahefana eo anivon’ny AAM. Raha ny nambaran’io tatitra io ihany : «… Izay mamadika ity velirano ity, tompon’andraikitra eo anatrehan’ny vahoaka sy ilay Mpahary ».

Anisan’ny voalaza ao anatin’ilay velirano ny fanamafisana ny fihavanana sy ny firaisankinan’ireo raiamandreny (ampanjaka, sojabe, longo, olobe tompon’ny anaran-dray, tangalamena, lonaka…). Famerenana ny hasin’ny olona, ny hasin’ny tany sy ny zavaboahary. Miray hina amin’ny fiarovana ny harena ambony sy ambanin’ny tany aty an-dranomasina ho tombontsoan’ny Malagasy tsy ankanavaka. Manalavitra ny disadisa samihafa anisan’izany ny entin’ny mpanao politika sy ireo ankolafim-pivavahana.

Nanangona : HaRy Razafindrakoto sy Fanou – newsmada.com


Takelaka: Andriantsilavonandriana – Andafiavaratra

Publié le Mis à jour le

Takelaka Andriantsilavonandriana – Andafiavaratra

« AZA MANARY ILO MBY ANDOHA »

                        Lapan-dRainilaiarivony ao Ambohitsirohitra, lasa « Palais d’Etat »

Titres
Vohitra sy Tantara: Rainilaiarivony Tsimiamboholahy sy Andafiavaratra
Teny indraim-bava Tsimiamboholahy Omaly sy Anio
STATUTS Fikambanana Fivoriana teny Ilafy: 07 Août 2021
Fivoriana teny Ilafy: 11 Septembre 2021 Bse Victoire Rasoamanarivo
Filoham-boninahitra: Alexis Razafindratsira Fivoriana teny Ilafy: 23 Octobre 2021
FANASANA: 11 Décembre 2021 Ny Renin’i Rainilaiarivony
Picnic Ilafy 11 Décembre 2021 Picnic2 Ilafy 11 Décembre 2021
Fivoriana tao Tsaralalàna 11 Juin 2022 Fivoriana CCIAA Analakely 10 Septembre 2022
Fivoriana tao Tsaralalana 12 Novembre 2022 FANASANA – Ilafy, Décembre 2022
Fihaonambe – ILAFY 10 Décembre 2022 Sary sy Tatitra  Analamahitsy 28.01.23
Fivoriana Villa Rakotoarison (Mandrosoa Ivato): 15 Aprily 2023 Fivoriana teny Lazaina – 19 Aogositra 2023
Ireo natao hoe « Tsimiamboholahy » ANDY RAZAF: Ilay Printsy Malagasy tafatsoaka tany Etazonia
Andriantsilavonandriana- Andafiavaratra:  Tatitra Voeux’24 VANF antranokala – Toraky ny Tamin’ny Lasa

Protégé : Ny Renin’i Rainilaiarivony Praiminisitra

Publié le Mis à jour le

Ce contenu est protégé par un mot de passe. Pour le voir, veuillez saisir votre mot de passe ci-dessous :

Protégé : Fivoriana teny Ilafy – 07 Août 2021

Publié le Mis à jour le

Ce contenu est protégé par un mot de passe. Pour le voir, veuillez saisir votre mot de passe ci-dessous :

Protégé : Tsimiamboholahy sy Andafiavaratra

Publié le Mis à jour le

Ce contenu est protégé par un mot de passe. Pour le voir, veuillez saisir votre mot de passe ci-dessous :

Protégé : Ny fifamatoran’ny Andriana

Publié le Mis à jour le

Ce contenu est protégé par un mot de passe. Pour le voir, veuillez saisir votre mot de passe ci-dessous :

Réconciliation à l’histoire – Les Andriana Merina recadrent leur rôle

Publié le Mis à jour le

Samedi se sont réunis à l’Akany Rasalama Ambohipotsy les descendants royaux regroupés au sein de l’Antenimieran’ny Andriana Merina. La rencontre a vu la présence des notables, des Tangalamena, des princes et des princesses, des députés, d’anciens ministres, des chefs d’entreprises issus de la royauté Merina et des représentants des associations royales de différentes régions.

L’AAM ambitionne de réconcilier les Malgaches à leur passé, à leur Histoire et à leurs valeurs. (crédit: l’Express de Madagascar)

Ce fut une occasion pour les membres de cette association traditionnelle de recadrer le rôle des Andriana dans la société pour éviter l’illusion de certaines personnes sur une telle interprétation, notamment sur la notion ou la fonction entre autres.

L’Andriambenimerina, le Professeur Raymond Ranjeva, à l’occasion de cette rencontre à Ambohipotsy a tenu à expliquer la mission de l’association. « L’objectif de l’AAM n’est pas de restaurer la structure royale mais de redéfinir la sacralité qui est l’équivalent du terme Hasimpiandrianam-pirenena Malagasy fondée sur les liens sacrés ayant rattaché les ascendants selon le principe du Fihavanana», at-il indiqué. Madagascar possédait des vrais repères basés sur ses histoires pour réorienter la sagesse de son peuple. En ne citant que la politique de Radama I de rassembler les royaumes à l’époque. Pour ces Andriana et notables qui ambitionnent actuellement de conserver les héritages des ascendants, « il est temps de rehausser le Hasim-piandrianam-pirenena pour servir de pilier pour les Malgaches et la génération future ».

En marge de la réunion des membres de l’AAM à l’Akany Rasalama, samedi, les intervenants ont procédé aux travaux de commission pour étudier les principaux sujets axés sur les difficultés vécues par les Andriana actuellement, les suggestions proposées pour surmonter ces blocages ainsi que les plans d’action avancés pour redorer les valeurs de ceux qui assument leur responsabilité dans cette lignée.

(source: l’Express de Madagascar)


Zaikabe Merina: Prof. Jonah Andrainarivo

Hiara-kiasa ny Oniversiten’Antananarivo (Fikarohana) sy ny Vondrona JCR

Publié le Mis à jour le

Nanao sonia fifanarahana teny Ankatso ny Filohan’ny Oniversiten’Antananarivo, Pr. Mamy Raoul Ravelomanana, sy Atoa Jean Claude Ratsimivony, filohan’ny Groupe JCR, ho fanampiana sy fampandrosoana ny Fikarohana sy Fitrandrahana ataon’ireo Manam-pahaizana malagasy.