Abraham Razafy

Mivantana avy any Washington: Minisitra roa sy ny Banky Foibe « miatrika ny Spring Meeting »

Publié le Mis à jour le

Rindra Hasimbelo, Rabarinirinason sy Andonirina Max Fontaine ary Aivo Andrianarivelo, Governoran’ny Banky Foibe.  Fandaharana entanin’i Abraham Razafy (ZAKAY ARIK ‘ ARO), ampiantranoin-dRtoa  Lantosoa Rakotomalala, Masoivoho malagasy  any Etazonia.

Zakay Arik’Aro: Naina Andriantsitohaina

Publié le

Vahinin’i Abraham Razafy tao amin’ny fandaharana Zakay Arik’Aro Atoa Naina Andriantsitohaina, Ben’ny Tanànan’Antananarivo, manazava ireo olana sy mety ho vahaolana iraisan’ny Mponina.

Didier Ratsiraka: Aza maika ny hanao fifidianana fa mamarina an-kady!

Publié le Mis à jour le

« Aleo misoroka toy izay mitsabo ! Tsisy masiaka tahaka ny sakay, fa rahefa teny ierana telina ihany ». Fandaharana manokana nanasana an’Atoa Didier Ratsiraka, notarihan’i Michel Ralibera (Radio Antsiva) sy Abraham Razafy (TvPlus) ny Alarobia faha-5 Septambra 2018.