Amiraly Didier Ratsiraka
TVM: Tsiahy an’ny Filoha teo aloha Didier Ignace Ratsiraka
Tsingerin-taona voalohany nahafatesan’ny Amiraly Didier Ratsiraka notsiahivin’ny Fahitalavi-panjakana.
Amiraly Didier Ratsiraka: fandaharana manokana « ho an’ny Tantara »
Niompana betsaka tamin’ny famakafakana (sy fanitsiana) ny ampahany sasany tamin’ny lahatsoratra mikasika ny tenany ary nivoaka tao amin’ny Gazety « La Gazette de la Grande Ile » tamin’ny faha-13 Jiona 2020 ny resadresaka ato.