Clément Jaona
Clément Jaona, Président SMM teo aloha
Mpitsara misotro ronono nandalo ireo antanantohatra maro ao amin’ny Fitsarana Atoa Clément Jaona, ary efa Commissaire général de la Loi ihany koa teo anivon’ny Conseil d’Etat de la Cour Suprême.
FES: Azo hitokisana ve ny Fitsaràna sy ireo mpisehatra eo aminy?
Fandaharana niainga avy teo amin’ny Akademia Malagasy ao Tsimbazaza.
Vahiny nasaina:
- Rtoa Noro Harimisa Razafindrakoto (Minisitry ny Fitsarana sy Mpitahiry ny Kasem-panjakana teo aloha),
- Atoa Clément Jaona (Filohan’ny Sendikan’ny Mpitsara eto Madagasikara), ary
- Atoa Patrick Rafolisy (société civile, Praticien de la Gouvernance démocratique, de la Promotion de l’intégrité et de la Réforme de la Justice).
Mpanolotra: Abraham Razafy, Tonian-dahatsoratry ny TVPlus Madagascar, sy Atoa Raoto Andriamanambe, Tonian-dahatsoratry ny Politikà sy ny FES Madagascar.