Fikaonandoham-pirenena

Me Hanitra Razafimanantsoa: Ministre d’Etat auprès de la Présidence chargée de la refondation de la République

Publié le Mis à jour le

Fanazavana ny fanomanana ny Fanavaozana ny Repoblika izay nankinin’ny Filoha Michaël Randrianirina amin’ny FFKM ny Fitarihana ny Fikaonandoham-pirenena, miainga any amin’ny Fokontany.