Groupe Haga

Victoire RASOAMANARIVO: faha-130 Taona

Publié le Mis à jour le

Mankalaza ny faha-130 taona nahaterahan’ i Victoire RASOAMANARIVO any an-danitra sy faha-35 taona naha- Olontsambatra azy ny Fiangonana anio faha-21 Aogositra 2024.

Victoire RASOAMANARIVO Olontsambatra ô! Mivavaha ho anay vehivavy, mba ho be Herim-po tahaka anao izahay. Amen  🙏🙏🙏🙏