LR Group

Fifanarahana amin’ny vahiny momba ny Tany – Fanehoan-kevitra mikasika ny andraikitra sy fahaleovantenan’ireo Antenimiera malagasy

Publié le Mis à jour le

« Tsy misy ny fivarotana Tanindrazana ! », hoy Ramatoa Tahiana Razanamahefa, Sekreteram-panjakana misahana ny fahaleovantena ara-tsakafo.

Taratasy misokatra avy amin’Atoa Siteny Randrianasoloniaiko, Filoha Lefitra fahafito ao amin’ny Antenimierampirenena mikasika ny « fahefana na andraikitra ofisialy » iantsorohan’ireo zanaky ny Filoham-pirenena.