Notre-Dame du Laus

Notre-Dame du Laus: Masera sy Litorjia

Publié le Mis à jour le

Masera malagasy – Filles de Marie Auviliatrice -mivahiny any Notre-Dame du Laus any France, toerana nisehoan’i Masina Maria Renin’Andriamanitra tamin’ii Benoite Rencurel, Mpiandry ondry frantsay vavy 17 taona tamin’ny 1664 nandritra ny 54 taona, ary nankatoavin’ny Fiketrahana Masina ao Vatican.