Raïssa Razaivola
Savorovoron’ny Ampamoaka nataon’i Raïssa Razaivola sy Colonel Patrick Rakotomamonjy
Nametraka fitoriana any amin’ny PAC ny PSOM (« Plateforme stratégique opérationnelle multi-angulaire »), hanokafana fanadihadiana lalina mikasika ny fahamarinan’ireo tranga sy ny olona voatonontonnona.