« Notoloran »‘ny Frantsay nationalité ny Filoha Rajoelina fa « tsy nangataka », hoy Rtoa Rinah Rakotomanga
Eo ankatoky ny fankalazana ny Tsingerin-taona faha-63″ niverenan’ny Fahaleovantenan’i Madagasikara, dia lasa mihitatra ny resabe manodidina ny maha-Frantsay ny Filoham-pirenena malagasy, ka mampisavorovoro ny sain’ny mpanara-baovao sy ny Mpahay Lalàna.