Serge Zafimahova sy ny Nosy Malagasy: Fahaleovantena sy Fiandrianam-pirenena, hatrany am-boalohany [« ex tunc, ex nunc »]
Manazavazava ny Lalàna sy fifandraisana iraisam-pirenena mikasika ny Fanjanahantany sy ny Zon’ny Tany voazanaka miverina eo amin’ny Fiandrianany.