Rinah Rakotomanga, vahinin’ny Mpanao gazety Michel Ralibera
Mahitsy sy mamintina ny hetahetam-bahoaka ireo fanontanian’i Michel Ralibera, ary mampivoitra ny tsy fahombiazan’ny Fitondrana tarihan’ny Filohan’ny Repoblika hatrizay nitondrany. Koa tsy hay na hanavotra na vao mainka handetika ny Fitondrana ireo fanazavana maro entiny.