Christine Razanamahasoa – Sarotra amiko ny HANGINA
Filohan’ny Antenimerampirenena teo aloha, noesorin’ny Fitondrana Rajoelina tsy ho Solombavambaohoaka intsony i Rtoa Razanamahasoa Christine, Magistrat. Efa Minisitry ny Fitsarana (TGV) tany aloha, ary Minisitry ny Raharaham-bahiny voalohany amin’ny Fitondran’ny Fanavaozana tarihan’ny Colonel Michaël Randrianirina.
« Miantso Firaisankina sy fifampiresahana haingana! ».