Ambohimandroso
Nodimandry ny Depioten’Antanifotsy teo aloha: Dera Randrianasolo
Miondrika am-panajana amin’ny fahalasanany ary mirary fiononana feno ho an’ny Fianakaviany.
Ambohimandroso atsimon’Ambatolampy
Fampahafantarana an’ity kaominina ity izay 87 km amin’ny lalana RN7 avy ao Antananarivo, ary ao anatin’ny Distrikan’Antanifotsy, Faritra Vakinankaratra.
