Ambohimanga

Naverina indray ny fankalazana ny « Fandroana » maha-malagasy

Publié le Mis à jour le

Notanterahina ny Alahady faha-11 Aprily 2021 teny Ankazomalaza, Ambohimanga ny andro « Fandroana » izay nofoanan’ireo Mpanjana-tany mba hanapotehana ny kolontsaina fototra mampiray ny Firenena.

Fandaharana: « Andao ho any Antsahadinta »

Publié le Mis à jour le

Cet ancien site royal, situé à une vingtaine de kilomètres au sud de la capitale, fait partie des « Douze collines sacrées de l’Imerina », et abrite encore aujourd’hui trois tombeaux principaux: celui de Rabodozafimanjaka, épouse du grand roi Andrianampoinimerina ; celui d’Andrianamboatsimarofy, roi d’Antananarivo vaincu par son cousin Andrianampoinimerina, roi d’Ambohimanga, et exilé à Fenoarivo en 1794 jusqu’à sa mort ; et celui du général Ratsimihara. Par ailleurs, le tombeau d’Andriamangarira est situé en hauteur, sur une grosse pierre à côté de l’entrée du site.

Tout autour de ce site, la forêt « royale », qui contient des arbres tricentenaires, est encore remarquable au regard du paysage environnant. Cette forêt est mieux préservée que celle des environs puisque, depuis les temps anciens,abattre un arbre est « fady » (interdit) sur la colline d’Antsahadinta. La légende raconte que le dernier à l’avoir fait a été foudroyé sur place. On retrouve encore au sein de cette forêt des « aviavy », Amontana (ficus baroni et ficus trichophlabia), et du hasina (dracaena angustifolia), symboles de la « sacralité » des lieux.

Protégé : Ilon-dRazana sy Hasina miampita

Publié le Mis à jour le

Cet article est protégé par un mot de passe. Pour le lire, veuillez saisir votre mot de passe ci-dessous :

Vovonana MA.MA.FI

Publié le Mis à jour le

Ny MA.MA.FI dia Fikambanana antsoina hoe: « Malagasy Mampiray ny Firenena »

Nitondra voka-tsoa sy dingana ho amin’ny tanjona kinendrin’ny MA.MA.FI ny vovonana natao teny Ambohimanga ny volana septambra lasa teo (2017). Isan’ny zava-dehibe ny fanamoràna ny fampivondronana ireo ray aman-dreny ara-drazana rehefa misy fifampidinihana amin’ny fanatsarana ny hasim-piandrianana.

Noraisina ohatra tamin’izany ny olana ankehitrio izay hifamorian’izy ireo amin’izao fotoana hitadiavam-bahaolana. Vina napetraka ihany koa ny fifanotronana amin’ny fomba amam-panaon’ny isam-poko izay nahavitana dingana maromaro tao ho ao. Ezaky ny tsirairay ny famerenan-kasina ny fahendrena sy ny kolotsaina maha-gasy, tsy manakana velively ny fandraisana ny fivoarana vahiny anefa izany raha hay ny mampivady azy ireny amin’ny soatoavina efa ananantsika. Ny ady amin’ny vono kolotsaina izay tena ifotoran’ny fikambanana MA.MA.FI.


Azonao arahana eto koa ny: Antsiranana – La capitale du Nord abrite le « taom-baovao malagasy »

* Tantara miafin’i Madagasikara