Gérard Andrialemirovason

Voatendry ho Mpanolontsaina manokan’ny Filohan’ny Fanavaozana Atoa Gérard Andrialemirovason

Publié le Mis à jour le

Tsiahivina fa Tale Jeneralin’ny Fiadidiana ny Repoblika teo aloha tamin’ny Fitondran’ny Filoha Ratsiraka ny lehilahy.


ttps://www.facebook.com/topradio1028fm/posts/pfbid0AKqZPWU1kyvp2RQFu4q8m8m46KqyrvphB7h1kMF3HLsw22zcq5hX3C9bxdHGa6qhl

Fahavalo – Ny HANOANANA

Publié le Mis à jour le

Fanehoan-kevitra Janoary 2025 – Ny Vondrona laika V.L.K.M sy ireo Raiamandrenim-piangonana lehibe eto Madagasikara, ary ny Olom-pirenena Gérard Andrialemirovason, Tale Jeneralin’ny Fiadidiana ny Repoblika tamin’ny Filoha Ratsiraka.

Communauté internationale: « tsy hanova na inona na inona eto », hoy i Gérard Andrialemirovason

Publié le Mis à jour le

« Leo ny mpanao pôlitika ny Malagasy ! » Tombatombana pôlitika amin’ny fihetsiky ny fanoherana taorian’ny fifidianana depiote no entin’ny lehilahy ato amin’ny vaovao.

Siteny Randrianasoloniaiko noraisin’ny Pape François tao Vatican

Publié le

Ankatoky ny fifidianana: vavaka ho an’i Madagasikara sy ny vahoakany


Gérard Andrialemirovason: Directeur Général de la Présidence tamin’ny fitondran’ny Filoha Didier Ratsiraka, hafatra miantefa amin’ny Masoivoho Frantsay

Vahinin’ny Fandaharana: Gérard Andrialemirovason

Publié le Mis à jour le

Gerard ANDRIALEMIROVASON – PCA Jirama teo aloha (1997 – 2001) – Directeur Général de la Présidence tamin’ny fitondrana Amiraly Didier Ratsiraka. Mpanolotra: Gascar Fenosoa.