Monja Roindefo
Ben’ny Tanàna sy Tontolo pôlitika 2024
Olan’ny « Ordonnances » sy ny fanomezana zaraina ho amin’ny fifidianana:
Maneho hevitra ireo efa za-draharaha amin’ny fifidianana sy ny politika eto Madagasikara: Atoa isany Laurent Ramaroson sy Monja Roindefo, ary Ramatoa Lalatiana Ravololomanana
Valandresaka mikasika ny « Intelligence artificielle » na « IA »,, Le Caire 23-24 juillet 2024
Anaty vina ny fametrahana ivotoeram-panabeazana ho amin’izany eto Madagasikara tsy ho ela.
Monja Roindefo [MONIMA]: « toa lasa Firenena sous Protectorat i Madagasikara … »
Nandritra ny Fidirana pôlitika (« rentrée politique ») ny Antoko MONIMA tarihany no nanasongadinany ny fijeriny ny raharaham-pirenena. « Tsy handray anjara amin’ny Fifidianana ny antoko, fa ny mpikambana tsirairay izay mazoto hirotsaka dia afaka manao « combat de proximité », hoy ny Praiminisitra teo aloha Monja Roindefo.
L’ex-PM de la Transition, Monja Roindefo appelle les forces de l’ordre à faire respecter l’ordre constitutionnel et la liberté d’expression et de circulation.
L’ancien Premier Ministre de la Transition (2009) s’aligne sur les points revendiqués par le Collectif des candidats relatifs à la révision des conditions pour l’organisation et le report de l’élection présidentielle du 16 Novembre 2023.
Fanadihadiana
Monja Roindefo, Praiminisitry ny Tetezamita: manazava ny Lalàna sy ny fifidianana amin’ny fomba mazava
Tsiahivina fa Filohan’ny Antoko MONIMA ihany koa ny lehilahy
L’ancien Premier ministre Monja Roindefo condamne des décisions de la HCC et de la CENI non conformes à la loi
« Le gouvernement actuel est anti-constitutionnel en étant un Etat de facto unilatéral, alors qu’il devrait être un Etat de jure », dixit Monja Roindefo, président national du parti MONIMA.
L’impartialité et l’existence même de ces organes sont mises en cause. L’ensemble des mesures prises soulève des questions légitimes sur le déroulement régulier de l’élection présidentielle du 9 Novembre 2023.
« Tsy ara-dalàna ny fanesorana azy tsy ho kandidà. Nametraka fitarainana any amin’ny filohan’ny SADC ny antoko pôlitika Monima »
Monja Roindefo: Akon’ny 14 Juillet 2023
Diplomasia: « invité personnel » ‘ny Filoha frantsay Emmanuel Macron no nanasana an’Atoa Monja Roindefo tamin’ity fankalazana indray mitoraka teo amin’ny Champs-Elysées ity; araky ny ambarany eto. Tsara tsiahivina fa, ankoatran’ny maha-Filohan’ny Antoko Monima azy, dia Praiminisitra voalohany tamin’ny Tetezamita i Monja Roindefo.
